plt_tn/mrk/12/28.md

915 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Mpanora-dalàna iray mametraka fanontaniana lalina, izay novalian'i Jesosy.

nanontany Azy izy hoe

"Ilay mpanora-dalàna nanontany an'i Jesosy"

amin'ny fonao rehetra ianao, amin'ny fanahinao rehetra

Ny "fo" sy "fanahy" dia izay faniriana sy fihetsem-po. DH: "amin'izay fanirianao rehetra sy ny fihetsem-ponao rehetra"

ny sainao rehetra, sy amin'ny herinao rehetra

Ny "saina" dia maneho ny eritreritry ny olona iray ary ny "tanjany" dia maneho ny tanjaky ny olona iray rehefa manao zavatra. DH: "amin'izay eritreritrao rehetra, sy izay ataonao rehetra"

mitia ny namanao tahaka ny tenanao

Jesosy dia mampiasa io fanoharana io mba hampitahana ny fitiavan'ny olona ny olon-kafa amin'ny fitiavany ny tenan'izy ireo. DH: "tiavo tahaka ny hitiavanao ny tenanao ny namanao"

noho ireo

Eto ny teny hoe: "ireo" dia maneho ireo didy izay vao nolazain'i Jesosy ny olona.