# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Mpanora-dalàna iray mametraka fanontaniana lalina, izay novalian'i Jesosy. # nanontany Azy izy hoe "Ilay mpanora-dalàna nanontany an'i Jesosy" # amin'ny fonao rehetra ianao, amin'ny fanahinao rehetra Ny "fo" sy "fanahy" dia izay faniriana sy fihetsem-po. DH: "amin'izay fanirianao rehetra sy ny fihetsem-ponao rehetra" # ny sainao rehetra, sy amin'ny herinao rehetra Ny "saina" dia maneho ny eritreritry ny olona iray ary ny "tanjany" dia maneho ny tanjaky ny olona iray rehefa manao zavatra. DH: "amin'izay eritreritrao rehetra, sy izay ataonao rehetra" # mitia ny namanao tahaka ny tenanao Jesosy dia mampiasa io fanoharana io mba hampitahana ny fitiavan'ny olona ny olon-kafa amin'ny fitiavany ny tenan'izy ireo. DH: "tiavo tahaka ny hitiavanao ny tenanao ny namanao" # noho ireo Eto ny teny hoe: "ireo" dia maneho ireo didy izay vao nolazain'i Jesosy ny olona.