plt_tn/mrk/12/20.md

12 lines
653 B
Markdown

# Nisy fito mirahalahy
Ireo Sadoseo nanolotra tantara mba hitsapana an'i Jesosy. DH: "Raha atao hoe misy mpirahalahy fito"
# ilay voalohany ... ny faharoa ... ny fahatelo ... izy fito
Ireo laharana ireo dia maneho ny rahalahy tsirairay. Afaka atao hoe: "ilay rahalahy voalohany ... ilay rahalahy faharoa ... ilay rahalahy fahatelo ... izy fito mirahalahy"
# Amin'ny fitsanganana amin'ny maty, rehefa hitsangana indray izy ireo, dia ho vadin'iza izy?
Ireo Sadoseo dia nitsapa an'i Jesosy tamin'io fanontaniana io. Afaka atao hoe: "Teneno anay izao hoe vadin'iza izy any amin'ny fitsanganana amin'ny maty, rehefa samy hitsangana indray izy rehetra."