plt_tn/mrk/12/20.md

653 B

Nisy fito mirahalahy

Ireo Sadoseo nanolotra tantara mba hitsapana an'i Jesosy. DH: "Raha atao hoe misy mpirahalahy fito"

ilay voalohany ... ny faharoa ... ny fahatelo ... izy fito

Ireo laharana ireo dia maneho ny rahalahy tsirairay. Afaka atao hoe: "ilay rahalahy voalohany ... ilay rahalahy faharoa ... ilay rahalahy fahatelo ... izy fito mirahalahy"

Amin'ny fitsanganana amin'ny maty, rehefa hitsangana indray izy ireo, dia ho vadin'iza izy?

Ireo Sadoseo dia nitsapa an'i Jesosy tamin'io fanontaniana io. Afaka atao hoe: "Teneno anay izao hoe vadin'iza izy any amin'ny fitsanganana amin'ny maty, rehefa samy hitsangana indray izy rehetra."