plt_tn/mrk/12/13.md

1.1 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Mba hamandrihana an'i Jesosy, ny sasany tamin'ireo Fariseo sy Herodiana, ary ireo Sadoseo, nankeo amin'i Jesosy sy nanontany.

Dia naniraka izy ireo

"Ary ireo Mpitarika Jiosy nandefa"

mba hamandrika Azy

Eto ny mpanoratra dia mamaritra ny famitahana an'i Jesosy ho "famandrihana Azy." DH: "mba hamitaka Azy"

Rehefa tonga izy ireo, dia hoy izy ireo

Eto ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho an'ireo izay nalefa teo amin'ireo Fariseo sy ireo Herodiana.

fantatray fa tsy miraharaha ny hevitry ny olona Ianao

Izany dia midika fa Jesosy dia tsy miraharaha. DH: "fantatray fa tsy miraharaha ny fahazoana ny sitraky ny olona Ianao"

Fa fantatr'i Jesosy ny fihatsaram-belatsihin'izy ireo

Mihatsara-velatsihy izy ireo. DH: "Jesosy dia nahafantatra fa izy ireo dia tsy tena te-hahafantatra izay tian'Andriamanitra ho ataon'izy ireo" (UDB)

Nahoana ianareo no mitsapa Ahy?

Jesosy nibedy ireo Mpitarika Jiosy satria saika hamitaka Azy izy ireo. DH: "Fantatro fa te-hampiteny zavatra diso mba hahafahana miampanga Ahy ianareo."

denaria

Io vola vy io dia mitentina karaman'olona iray andro.