plt_tn/mrk/12/13.md

32 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mba hamandrihana an'i Jesosy, ny sasany tamin'ireo Fariseo sy Herodiana, ary ireo Sadoseo, nankeo amin'i Jesosy sy nanontany.
# Dia naniraka izy ireo
"Ary ireo Mpitarika Jiosy nandefa"
# mba hamandrika Azy
Eto ny mpanoratra dia mamaritra ny famitahana an'i Jesosy ho "famandrihana Azy." DH: "mba hamitaka Azy"
# Rehefa tonga izy ireo, dia hoy izy ireo
Eto ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho an'ireo izay nalefa teo amin'ireo Fariseo sy ireo Herodiana.
# fantatray fa tsy miraharaha ny hevitry ny olona Ianao
Izany dia midika fa Jesosy dia tsy miraharaha. DH: "fantatray fa tsy miraharaha ny fahazoana ny sitraky ny olona Ianao"
# Fa fantatr'i Jesosy ny fihatsaram-belatsihin'izy ireo
Mihatsara-velatsihy izy ireo. DH: "Jesosy dia nahafantatra fa izy ireo dia tsy tena te-hahafantatra izay tian'Andriamanitra ho ataon'izy ireo" (UDB)
# Nahoana ianareo no mitsapa Ahy?
Jesosy nibedy ireo Mpitarika Jiosy satria saika hamitaka Azy izy ireo. DH: "Fantatro fa te-hampiteny zavatra diso mba hahafahana miampanga Ahy ianareo."
# denaria
Io vola vy io dia mitentina karaman'olona iray andro.