plt_tn/mrk/12/04.md

676 B

Naniraka ho azy ireo

"ny tompon'ilay tanim-boaloboka nandefa tany amin'ireo mpamboly voaloboka"

dia noratrain'izy ireo teo amin'ny lohany

Afaka atao mazava tsara hoe: "nokapohin'izy ireo teo amin'ny lohany izy, ary voaratran'izy ireo mafy izy"

mbola nandefa hafa ihany izy ... ireo maro hafa

Ireo teny ireo dia maneho an'ireo mpanompo hafa. DH: "mbola nandefa mpanompo hafa ihany izy ... ireo mpanompo maro hafa"

Nataon'izy ireo tahaka izany ireo maro hafa

Izany dia maneho an'ireo mpanompo izay nalefan'ilay tompony. Ny teny hoe: "tahaka izany" dia maneho ny fomba nitondrana azy ireo. DH: "Nataon'izy ireo toy izany koa ireo mpanompo maro hafa izay nalefany"