plt_tn/mrk/12/04.md

16 lines
676 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Naniraka ho azy ireo
"ny tompon'ilay tanim-boaloboka nandefa tany amin'ireo mpamboly voaloboka"
# dia noratrain'izy ireo teo amin'ny lohany
Afaka atao mazava tsara hoe: "nokapohin'izy ireo teo amin'ny lohany izy, ary voaratran'izy ireo mafy izy"
# mbola nandefa hafa ihany izy ... ireo maro hafa
Ireo teny ireo dia maneho an'ireo mpanompo hafa. DH: "mbola nandefa mpanompo hafa ihany izy ... ireo mpanompo maro hafa"
# Nataon'izy ireo tahaka izany ireo maro hafa
Izany dia maneho an'ireo mpanompo izay nalefan'ilay tompony. Ny teny hoe: "tahaka izany" dia maneho ny fomba nitondrana azy ireo. DH: "Nataon'izy ireo toy izany koa ireo mpanompo maro hafa izay nalefany"