plt_tn/mrk/11/20.md

375 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Jesosy dia mampiasa ohatra momba ilay hazo mba hampatsiahivana an'ireo mpianatra ny fananana finoana ao amin'Andriamanitra.

nandeha ny

"nandeha namakivaky ny lalana"

Nalazo ilay aviavy

DH: "Nalazo ary maty ilay hazo"

Nalazo

"maina"

Ary Petera nahatsiaro

DH: "Petera nahatsiaro izay nolazain'i Jesosy an'ilay hazon'aviavy"