# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Jesosy dia mampiasa ohatra momba ilay hazo mba hampatsiahivana an'ireo mpianatra ny fananana finoana ao amin'Andriamanitra. # nandeha ny "nandeha namakivaky ny lalana" # Nalazo ilay aviavy DH: "Nalazo ary maty ilay hazo" # Nalazo "maina" # Ary Petera nahatsiaro DH: "Petera nahatsiaro izay nolazain'i Jesosy an'ilay hazon'aviavy"