plt_tn/mrk/11/17.md

24 lines
977 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Andriamanitra dia niteny talohan'ny fotoana tamin'ny teniny, tamin'ny alalan'Isaia mpaminany, fa ny tempoliny dia natao ho toeram-pivavahan'ny firenen-drehetra.
# Tsy efa voasoratra va hoe: 'Ny tranoko dia ho antsoina hoe ... ho an'ny firenen-drehetra'?
Jesosy dia mibedy ireo Lehiben'ny Jiosy ny amin'ny fampiasan'izy ireo ny tempoly. DH: "Efa voasoratra ao amin'ny Soratra Masina fa Andriamanitra dia niteny hoe: 'Tiako antsoina hoe trano izay hahafahan'ny firenena rehetra mivavaka ny tranoko"
# Nefa nataonareo ho zohy fieren'ny mpangalatra
Jesosy dia mampitaha ny olona amin'ny mpangalatra ary ny tempoly amin'ny zohin'ny mpangalatra. DH: "Fa ianareo dia toy ny mpangalatra izay nanao ny tranoko ho zohin'ny mpangalatra"
# zohy fieren'ny mpangalatra
"zohy fiafenan'ny mpangalatra"
# dia nitady fomba hamonoana izy ireo
"dia nitady fomba izy ireo"
# dia niala ny tanàna izy ireo
"Jesosy sy ireo mpianany niala ny tanàna"