plt_tn/mrk/11/17.md

977 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Andriamanitra dia niteny talohan'ny fotoana tamin'ny teniny, tamin'ny alalan'Isaia mpaminany, fa ny tempoliny dia natao ho toeram-pivavahan'ny firenen-drehetra.

Tsy efa voasoratra va hoe: 'Ny tranoko dia ho antsoina hoe ... ho an'ny firenen-drehetra'?

Jesosy dia mibedy ireo Lehiben'ny Jiosy ny amin'ny fampiasan'izy ireo ny tempoly. DH: "Efa voasoratra ao amin'ny Soratra Masina fa Andriamanitra dia niteny hoe: 'Tiako antsoina hoe trano izay hahafahan'ny firenena rehetra mivavaka ny tranoko"

Nefa nataonareo ho zohy fieren'ny mpangalatra

Jesosy dia mampitaha ny olona amin'ny mpangalatra ary ny tempoly amin'ny zohin'ny mpangalatra. DH: "Fa ianareo dia toy ny mpangalatra izay nanao ny tranoko ho zohin'ny mpangalatra"

zohy fieren'ny mpangalatra

"zohy fiafenan'ny mpangalatra"

dia nitady fomba hamonoana izy ireo

"dia nitady fomba izy ireo"

dia niala ny tanàna izy ireo

"Jesosy sy ireo mpianany niala ny tanàna"