plt_tn/mrk/10/20.md

542 B

Misy zavatra banga iray ao aminao

"Misy zavatra iray tsy ampy any aminao" Eto Jesosy dia miresaka momba ny "tsy fanaovana zavatra" ho "fahabangan-javatra." DH: "Mbola misy zavatra iray tsy vitanao"

banga

tsy fananana zavatra

omena ny mahantra izany

Eto ny teny hoe: "izany" dia maneho ny zavatra izay varotany ary hevitra ambadiky ny vola izay azony rehefa mivarotra ireny izy. DH: "omeo ny mahantra ny vola"

ny mahantra

Maneho ny olona mahantra. DH: "ny olona mahantra"

nanana fananam-be tokoa izy

"manana zavatra marobe"