plt_tn/mrk/10/20.md

20 lines
542 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Misy zavatra banga iray ao aminao
"Misy zavatra iray tsy ampy any aminao" Eto Jesosy dia miresaka momba ny "tsy fanaovana zavatra" ho "fahabangan-javatra." DH: "Mbola misy zavatra iray tsy vitanao"
# banga
tsy fananana zavatra
# omena ny mahantra izany
Eto ny teny hoe: "izany" dia maneho ny zavatra izay varotany ary hevitra ambadiky ny vola izay azony rehefa mivarotra ireny izy. DH: "omeo ny mahantra ny vola"
# ny mahantra
Maneho ny olona mahantra. DH: "ny olona mahantra"
# nanana fananam-be tokoa izy
"manana zavatra marobe"