plt_tn/mrk/10/15.md

372 B

tahaka ny zazakely

Jesosy dia mampitaha ny fomba hahazoan'ny olona ny fanjakan'Andriamanitra amin'ny fomba hahazoan'ny zaza izany.

tsy mandray ny fanjakan'Andriamanitra

"tsy hanaiky an'Andriamanitra ho mpanjakan'izy ireo"

tsy hiditra izany mihitsy

Ny teny hoe: "izany" dia maneho ny fanjakan'Andriamanitra.

notrotroiny ireo zaza ireo

"nofihininy ireo zaza"