plt_tn/mrk/10/15.md

16 lines
372 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# tahaka ny zazakely
Jesosy dia mampitaha ny fomba hahazoan'ny olona ny fanjakan'Andriamanitra amin'ny fomba hahazoan'ny zaza izany.
# tsy mandray ny fanjakan'Andriamanitra
"tsy hanaiky an'Andriamanitra ho mpanjakan'izy ireo"
# tsy hiditra izany mihitsy
Ny teny hoe: "izany" dia maneho ny fanjakan'Andriamanitra.
# notrotroiny ireo zaza ireo
"nofihininy ireo zaza"