plt_tn/mrk/10/10.md

368 B

rehefa tao an-trano izy ireo

"Rehefa tao an-trano Jesosy sy ireo mpianany"

tao an-trano

Niresaka mitokana tamin'i Jesosy ireo mpianany. DH: "irery tao an-trano"

namerina nanontany mikasika izany indray

Ny teny hoe: "izany" dia maneho ny resaka momba ny fisaraham-panambadiana izay nifanaovan'i Jesosy sy ireo Fariseo.

Na iza na iza

"Raha misy lehilahy"