# rehefa tao an-trano izy ireo "Rehefa tao an-trano Jesosy sy ireo mpianany" # tao an-trano Niresaka mitokana tamin'i Jesosy ireo mpianany. DH: "irery tao an-trano" # namerina nanontany mikasika izany indray Ny teny hoe: "izany" dia maneho ny resaka momba ny fisaraham-panambadiana izay nifanaovan'i Jesosy sy ireo Fariseo. # Na iza na iza "Raha misy lehilahy"