plt_tn/mrk/10/07.md

747 B

Amin'izany antony izany ... aoka tsy ho sarahin'ny olombelona

Amin'ireo andininy ireo, Jesosy dia milaza izay notenenin'Andriamanitra tao amin'ny bokin'i Genesisy. DH: "Izany dia manazava izay lazain'Andriamanitra hoe: "Ny lehilahy ... ka aoka tsy ho sarahin'ny olombelona."

Amin'izany antony izany

"Noho izany"

hikambana

"hiray"

tsy ho roa intsony izy ireo, fa ho nofo iray ihany

Izany dia sarin-teny hanehoana ny fifandraisana akaikin'ny mpivady. DH: "ny olona roa dia ho lasa iray" na "tsy ho roa intsony izy ireo, fa hitambatra ho vatana iray"

Koa izay nakamban'Andriamanitra, dia aoka tsy ho sarahin'ny olombelona

Afaka atao hoe: "Noho izany rehefa nakamban'Andriamanitra ny mpivady, dia aoka tsy ho sarahin'ny olombelona"