# Amin'izany antony izany ... aoka tsy ho sarahin'ny olombelona Amin'ireo andininy ireo, Jesosy dia milaza izay notenenin'Andriamanitra tao amin'ny bokin'i Genesisy. DH: "Izany dia manazava izay lazain'Andriamanitra hoe: "Ny lehilahy ... ka aoka tsy ho sarahin'ny olombelona." # Amin'izany antony izany "Noho izany" # hikambana "hiray" # tsy ho roa intsony izy ireo, fa ho nofo iray ihany Izany dia sarin-teny hanehoana ny fifandraisana akaikin'ny mpivady. DH: "ny olona roa dia ho lasa iray" na "tsy ho roa intsony izy ireo, fa hitambatra ho vatana iray" # Koa izay nakamban'Andriamanitra, dia aoka tsy ho sarahin'ny olombelona Afaka atao hoe: "Noho izany rehefa nakamban'Andriamanitra ny mpivady, dia aoka tsy ho sarahin'ny olombelona"