plt_tn/mrk/09/38.md

544 B

Hoy Jaona Taminy

"Jaona niteny tamin'i Jesosy"

namoaka demonia

"nandroaka ireo demonia." Izany dia maneho ny fandroahana demonia ao amin'ny olona. DH: "nandroaka demonia tao amin'ny olona"

amin'ny anarako

Eto ny hoe: "anarako" dia mifandray amin'ny fahefana sy herin'i Jesosy. DH: "amin'ny alalan'ny fahefan'ny anaranao" na "amin'ny alalan'ny herin'ny anaranao"

tsy manaraka antsika izy

Izany dia midika fa tsy ao anatin'ny vondron'ny mpianatr'izy ireo. DH: "tsy iray amintsika izy" na "tsy tokony hiaraka handeha amintsika izy"