# Hoy Jaona Taminy "Jaona niteny tamin'i Jesosy" # namoaka demonia "nandroaka ireo demonia." Izany dia maneho ny fandroahana demonia ao amin'ny olona. DH: "nandroaka demonia tao amin'ny olona" # amin'ny anarako Eto ny hoe: "anarako" dia mifandray amin'ny fahefana sy herin'i Jesosy. DH: "amin'ny alalan'ny fahefan'ny anaranao" na "amin'ny alalan'ny herin'ny anaranao" # tsy manaraka antsika izy Izany dia midika fa tsy ao anatin'ny vondron'ny mpianatr'izy ireo. DH: "tsy iray amintsika izy" na "tsy tokony hiaraka handeha amintsika izy"