plt_tn/mrk/09/36.md

514 B

teo anivon'izy ireo

"teo amin'izy ireo." Ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho ireo vahoaka.

Nalainy notrotroina izy

Izany dia midika fa nofihininy na noraisiny ilay zaza ary napetrany teo amin'ny feany.

zaza tahaka

"zaza iray tahaka izany"

amin'ny anarako

Izany dia midika fanaovan-javatra iray nohon'ny fitiavana an'i Jesosy. DH: "satria tia Ahy izy ireo" na "noho ny amiko"

Ilay naniraka Ahy

Izany dia maneho an'Andriamanitra izay naniraka Azy ety an-tany. DH: "Andriamanitra izay naniraka Ahy"