plt_tn/mrk/09/36.md

20 lines
514 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# teo anivon'izy ireo
"teo amin'izy ireo." Ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho ireo vahoaka.
# Nalainy notrotroina izy
Izany dia midika fa nofihininy na noraisiny ilay zaza ary napetrany teo amin'ny feany.
# zaza tahaka
"zaza iray tahaka izany"
# amin'ny anarako
Izany dia midika fanaovan-javatra iray nohon'ny fitiavana an'i Jesosy. DH: "satria tia Ahy izy ireo" na "noho ny amiko"
# Ilay naniraka Ahy
Izany dia maneho an'Andriamanitra izay naniraka Azy ety an-tany. DH: "Andriamanitra izay naniraka Ahy"