plt_tn/mrk/09/23.md

32 lines
1.1 KiB
Markdown

# Raha mahay ianao
Jesosy dia mibedy an'ilay lehilahy ny amin'ny fiahiahiany. DH: "Jesosy niteny taminy hoe: "Nahoana ianao no miteny hoe: "Raha mahay ianao"?" na "Hoy Jesosy taminy: "Tsy tokony niteny ianao hoe: "Raha mahay ianao!""'
# mahay
"mahay manao ny zava-drehetra"
# Ny zavatra rehetra dia hain'izay mino.
Afaka atao hoe: "Andriamanitra dia afaka manao ho an'ny olona izay mino Azy ny zavatra rehetra."
# izay
"ho an'ny olona iray"
# izay mino
Maneho ny finoana an'Andriamanitra. DH: "finoana an'Andriamanitra"
# Ampio ny tsy finoako
Ilay lehilahy dia mangataka amin'i Jesosy mba hanampy azy amin'ny tsy finoany ary hampitombo ny finoany. DH: "Ampio aho rehefa tsy mino" na "Ampio aho mba hitombo finoana"
# ireo vahoaka nihazakazaka nanatona azy ireo
Izany dia midika fa olona maro no nihazakazaka nanatona teny amin'izay nisy an'i Jesosy ary niha-betsaka ny vahoaka teny.
# Ry fanahy moana sy marenina
Ny teny hoe: "moana" sy "marenina" dia afaka hazavaina. DH: Ianao ry fanahy maloto, ianao no mahatonga an'ilay zazalahy kely tsy afaka mandre sy tsy afaka miteny"