plt_tn/mrk/09/23.md

1.1 KiB

Raha mahay ianao

Jesosy dia mibedy an'ilay lehilahy ny amin'ny fiahiahiany. DH: "Jesosy niteny taminy hoe: "Nahoana ianao no miteny hoe: "Raha mahay ianao"?" na "Hoy Jesosy taminy: "Tsy tokony niteny ianao hoe: "Raha mahay ianao!""'

mahay

"mahay manao ny zava-drehetra"

Ny zavatra rehetra dia hain'izay mino.

Afaka atao hoe: "Andriamanitra dia afaka manao ho an'ny olona izay mino Azy ny zavatra rehetra."

izay

"ho an'ny olona iray"

izay mino

Maneho ny finoana an'Andriamanitra. DH: "finoana an'Andriamanitra"

Ampio ny tsy finoako

Ilay lehilahy dia mangataka amin'i Jesosy mba hanampy azy amin'ny tsy finoany ary hampitombo ny finoany. DH: "Ampio aho rehefa tsy mino" na "Ampio aho mba hitombo finoana"

ireo vahoaka nihazakazaka nanatona azy ireo

Izany dia midika fa olona maro no nihazakazaka nanatona teny amin'izay nisy an'i Jesosy ary niha-betsaka ny vahoaka teny.

Ry fanahy moana sy marenina

Ny teny hoe: "moana" sy "marenina" dia afaka hazavaina. DH: Ianao ry fanahy maloto, ianao no mahatonga an'ilay zazalahy kely tsy afaka mandre sy tsy afaka miteny"