plt_tn/mrk/09/07.md

682 B

tonga ka nanarona

"niseho ary nanarona"

Ary nisy feo nivoaka avy ao anatin'ny rahona

Ny hoe: "feo" dia teny ambadika hilazana an'Andriamanitra. Ary koa, ny "feo" dia voafaritra hoe: " nivoaka avy any amin'ny rahona," izay midika fa izy ireo dia naheno an'Andriamanitra niteny avy any amin'ny rahona" DH: "Avy eo Andriamanitra niteny avy eny amin'ny rahona"

Ity ny Zanako Malalako. Mihainoa Azy

Andriamanitra ilay Ray dia maneho ny fitiavany ho an'ny "Zanaka Malalany," ilay Zanak'Andriamanitra.

Zanaka Malala

Fiantsoana manan-danja ho an'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra.

raha nijery izy ireo

Eto ny hoe: "izy ireo" dia maneho an'i Petera, Jakoba, ary i Jaona.