plt_tn/mrk/09/07.md

20 lines
682 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# tonga ka nanarona
"niseho ary nanarona"
# Ary nisy feo nivoaka avy ao anatin'ny rahona
Ny hoe: "feo" dia teny ambadika hilazana an'Andriamanitra. Ary koa, ny "feo" dia voafaritra hoe: " nivoaka avy any amin'ny rahona," izay midika fa izy ireo dia naheno an'Andriamanitra niteny avy any amin'ny rahona" DH: "Avy eo Andriamanitra niteny avy eny amin'ny rahona"
# Ity ny Zanako Malalako. Mihainoa Azy
Andriamanitra ilay Ray dia maneho ny fitiavany ho an'ny "Zanaka Malalany," ilay Zanak'Andriamanitra.
# Zanaka Malala
Fiantsoana manan-danja ho an'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra.
# raha nijery izy ireo
Eto ny hoe: "izy ireo" dia maneho an'i Petera, Jakoba, ary i Jaona.