plt_tn/mrk/08/38.md

20 lines
674 B
Markdown

# amin'ity taranaka mijangajanga sy mpanota ity
Ny firesahan'i Jesosy momba io taranaka io ho "mpijangajanga," dia midika fa tsy manam-pinoana amin'ny fifandraisan'izy ireo amin'Andriamanitra izy ireo. DH: "amin'ity taranak'olona izay nijangajanga nanohitra an'Andriamanitra ity dia feno fahotana tokoa" na "amin'ity taranak'olona izay tsy manam-pinoana amin'Andriamanitra ity dia feno fahotana tokoa"
# Zanak'Olona
Fiantsoana manan-danja ho an'i Jesosy.
# rehefa tonga izy
"rehefa niverina izy"
# ao amin'ny voninahitry ny Rainy
Rehefa miverina Jesosy dia hanana voninahitra mitovy amin'ny Rainy.
# miaraka amin'ireo anjely masina Izy
"otronin'ireo anjely masina"