plt_tn/mrk/08/38.md

674 B

amin'ity taranaka mijangajanga sy mpanota ity

Ny firesahan'i Jesosy momba io taranaka io ho "mpijangajanga," dia midika fa tsy manam-pinoana amin'ny fifandraisan'izy ireo amin'Andriamanitra izy ireo. DH: "amin'ity taranak'olona izay nijangajanga nanohitra an'Andriamanitra ity dia feno fahotana tokoa" na "amin'ity taranak'olona izay tsy manam-pinoana amin'Andriamanitra ity dia feno fahotana tokoa"

Zanak'Olona

Fiantsoana manan-danja ho an'i Jesosy.

rehefa tonga izy

"rehefa niverina izy"

ao amin'ny voninahitry ny Rainy

Rehefa miverina Jesosy dia hanana voninahitra mitovy amin'ny Rainy.

miaraka amin'ireo anjely masina Izy

"otronin'ireo anjely masina"