plt_tn/mrk/08/22.md

568 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Rehefa niala ny sambo tao Betsaida Jesosy sy ireo mpianany, dia nanasitrana olona jamba Jesosy.

Betsaida

Tanàna iray ao avaratry ny sisin-dRanomasin'i Galilia. Jereo ny nandikanao ny anaran-tanàna ao amin'ny 6:45

mba hikasika azy

Tsara kokoa raha tenenina hoe nahoana no tian'izy ireo hikasika ilay lehilahy Jesosy. DH: "hikasika azy mba hanasitrana azy"

Rehefa nandrora teo amin'ny masony Izy ... dia nanontany azy Izy

"Rehefa nandrora teo amin'ny mason'ilay lehilahy Jesosy ... ary Jesosy nanontany ilay lehilahy"