# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Rehefa niala ny sambo tao Betsaida Jesosy sy ireo mpianany, dia nanasitrana olona jamba Jesosy. # Betsaida Tanàna iray ao avaratry ny sisin-dRanomasin'i Galilia. Jereo ny nandikanao ny anaran-tanàna ao amin'ny 6:45 # mba hikasika azy Tsara kokoa raha tenenina hoe nahoana no tian'izy ireo hikasika ilay lehilahy Jesosy. DH: "hikasika azy mba hanasitrana azy" # Rehefa nandrora teo amin'ny masony Izy ... dia nanontany azy Izy "Rehefa nandrora teo amin'ny mason'ilay lehilahy Jesosy ... ary Jesosy nanontany ilay lehilahy"