plt_tn/mrk/08/07.md

32 lines
950 B
Markdown

# Ary mbola nanana izy ireo
Eto ny teny hoe: "izy ireo" dia ampiasaina mba hanehoana an'i Jesosy sy ireo mpianany.
# avy nisaotra ireo Izy
"Jesosy nisaotra noho ilay hazandrano"
# Dia nihinana izy ireo
"Nihinana ny olona"
# ary nalain'izy ireo
"nalain'ireo mpianatra"
# ny sombitsombiny tavela, izay nahafeno sobika fito lehibe
Afaka ampiana fampahafantarana io fehezanteny io: "ny sombitsombin'ny mofo sy hazandrano tavela, izay nahafeno sobika fito lehibe"
# Avy eo dia nalefany nody izy ireo
Afaka atao ihany koa hoe: "Ary rehefa avy nihinana izy ireo, dia nalefan'i Jesosy nody" mba hampazava kokoa hoe fotoana inona no nandefasan'i Jesosy azy ireo.
# ary nandeha nankany amin'ny faritr'i Dalmanota izy ireo
Afaka soratana eo ny fomba nandehanan'izy ireo nankany Dalmanota: "niantsambo nanodidina ny Ranomasin'i Galilia tamin'ny farirt'i Dalmanota izy ireo"
# Dalmanota
Anaran'ny toerana ao avaratry ny sisin-dRanomasin'i Galilia.