plt_tn/mrk/08/07.md

950 B

Ary mbola nanana izy ireo

Eto ny teny hoe: "izy ireo" dia ampiasaina mba hanehoana an'i Jesosy sy ireo mpianany.

avy nisaotra ireo Izy

"Jesosy nisaotra noho ilay hazandrano"

Dia nihinana izy ireo

"Nihinana ny olona"

ary nalain'izy ireo

"nalain'ireo mpianatra"

ny sombitsombiny tavela, izay nahafeno sobika fito lehibe

Afaka ampiana fampahafantarana io fehezanteny io: "ny sombitsombin'ny mofo sy hazandrano tavela, izay nahafeno sobika fito lehibe"

Avy eo dia nalefany nody izy ireo

Afaka atao ihany koa hoe: "Ary rehefa avy nihinana izy ireo, dia nalefan'i Jesosy nody" mba hampazava kokoa hoe fotoana inona no nandefasan'i Jesosy azy ireo.

ary nandeha nankany amin'ny faritr'i Dalmanota izy ireo

Afaka soratana eo ny fomba nandehanan'izy ireo nankany Dalmanota: "niantsambo nanodidina ny Ranomasin'i Galilia tamin'ny farirt'i Dalmanota izy ireo"

Dalmanota

Anaran'ny toerana ao avaratry ny sisin-dRanomasin'i Galilia.