plt_tn/mrk/08/01.md

937 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Vahoaka betsaka, noana no miaraka amin'i Jesosy. Namoky azy ireo tamin'ny alalan'ny mofo fito sy hazan-drano vitsy fotsiny Jesosy sy ireo mpianany tamin'ny niantsambo nankany amin'ny toerana hafa.

Tamin'izany andro izany

Io fehezanteny io dia ampiasaina mba hampidirana tranga vaovao ao anatin'ny tantara.

satria efa telo andro ireo no nanohy niaraka tamiko

"satria efa andro fahatelo niarahan'ny olona tamiko izao"

mety ho safotra an-dalana izy ireo

Ny mety ho dikany hafa: 1) "mety ho very saina vetivety izy ireo" na 2) "mety halemilemy izy ireo."

Aiza no hahazontsika mofo ampy hamokisana ireo vahoaka ireo aty an'efitra aty an-tany foana tahaka izao?

Ireo mpianatra dia gaga fa Jesosy dia miandry azy ireo hahita sakafo. DH: "Foana ity toerana ity ka tsy misy toerana hafa hahitantsika mofo ampy hamokisana ny olona!"

mofo

Ny mofo dia foto-koba novolavolaina sy nandrahoina.