plt_tn/mrk/07/36.md

287 B

na dia norarana aza izy ireo

Afaka atao mazava kokoa hoe: "arakaraky ny nandraràny azy ireo tsy hiteny an'iza na iza"

ny marenina ... ny moana

Ireo dia misolo tena ny olona. DH: "ny olona marenina ... ny olona moana" na "ny olona tsy afaka mihaino ... ny olona tsy afaka miteny"