plt_tn/mrk/07/36.md

8 lines
287 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# na dia norarana aza izy ireo
Afaka atao mazava kokoa hoe: "arakaraky ny nandraràny azy ireo tsy hiteny an'iza na iza"
# ny marenina ... ny moana
Ireo dia misolo tena ny olona. DH: "ny olona marenina ... ny olona moana" na "ny olona tsy afaka mihaino ... ny olona tsy afaka miteny"