plt_tn/mrk/07/24.md

657 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Rehefa nankany Tyro Jesosy, dia nanasitrana ny zanaka vavin'ny vehivavy Jentilisa iray izay manam-pinoana mahagaga.

nisy fanahy maloto iray

Fomba fiteny izay midika fa itoeran'ilay fanahy maloto izy. DH: "voafatotry ny fanahy maloto iray"

niankohoka

"nandohalika." Izany dia fanomezam-boninahitra sy fankatoavana.

Ary Grika ilay vehivavy, Syro-foinika no niaviany

Ny teny hoe: "Ary" dia manamarika fiatoana kely amin'ny fizotran'ny tantara, mba ho fanomezana fampahafantarana fototra momba io vehivay io.

Syro-foinika

Anaran'ny fiavian'ilay vehivavy. Izy dia teraka tao amin'ny faritra Foinika ao Syria.