plt_tn/mrk/07/24.md

20 lines
657 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Rehefa nankany Tyro Jesosy, dia nanasitrana ny zanaka vavin'ny vehivavy Jentilisa iray izay manam-pinoana mahagaga.
# nisy fanahy maloto iray
Fomba fiteny izay midika fa itoeran'ilay fanahy maloto izy. DH: "voafatotry ny fanahy maloto iray"
# niankohoka
"nandohalika." Izany dia fanomezam-boninahitra sy fankatoavana.
# Ary Grika ilay vehivavy, Syro-foinika no niaviany
Ny teny hoe: "Ary" dia manamarika fiatoana kely amin'ny fizotran'ny tantara, mba ho fanomezana fampahafantarana fototra momba io vehivay io.
# Syro-foinika
Anaran'ny fiavian'ilay vehivavy. Izy dia teraka tao amin'ny faritra Foinika ao Syria.