forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
1.1 KiB
Markdown
24 lines
1.1 KiB
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
|
|
|
Jesosy dia miteny fanoharana amin'ny vahoaka mba hanampy azy ireo hahafantatra izay noteneniny tamin'ireo mpanora-dalàna sy ireo Fariseo.
|
|
|
|
# niantso Izy
|
|
|
|
"Niantso Jesosy"
|
|
|
|
# Mihainoa Ahy, ianareo rehetra, ka fantaro
|
|
|
|
Ireo teny hoe: "Mihainoa" sy "fantaro" dia mifandray. Jesosy dia mampiasa miaraka ireo mba hanasongadinana fa ireo mpihaino Azy dia tokony mifantoka tsara amin'izay teneniny.
|
|
|
|
# fantaro
|
|
|
|
Manampy bebe kokoa raha soratana izay tenenin'i Jesosy ho azon'izy ireo. DH: "ezaho ho azo izay lazaiko anareo"
|
|
|
|
# zavatra avy eo ivelany izay miditra ao anatin'ny olona
|
|
|
|
Jesosy dia miteny momba izay hohanin'ny olona iray. Izany dia mifanohitra amin'ny hoe "izay mivoaka avy ao amin'ny olona." DH: "tsy misy zavatra avy eo ivelan'ny olona izay afaka hohaniny"
|
|
|
|
# Fa izay mivoaka avy ao anatin'ny olona
|
|
|
|
Izany dia maneho ny zavatra izay ataon'ny olona na izay teneniny. Izany dia mifanohitra amin'ny hoe: "Izay mivoaka avy ao anatin'ny olona ka miditra ao aminy. " DH: "izany dia izay mivoaka avy ao anatin'olona ka teneniny na ataony"
|