plt_tn/mrk/07/08.md

977 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Jesosy dia nanohy niteny mafy an'ireo mpanora-dalàna sy ireo Fariseo.

Afoinareo

"mandà hanaraka"

hazoninareo mafy

"mitàna mafy" na "tazony fotsiny"

Tahaka ny ahoana ny fanarinareo ny didy ... mba hitandremanareo ny fomban-drazanareo

Jesosy dia mampiasa io fitsimbadihan-kevitra io mba hitenenana mafy an'ireo mpihaino Azy amin'ny fanariana ny didin'Andriamanitra. DH: "Ianareo mihevitra fa nanao ny tsara tamin'ny fomba nitsipahanareo ny didin'Andriamanitra ka mitazona ny fomban-drazanareo ihany ianareo, kanefa izay vitanareo dia tsy tsara avokoa!"

ahoana ny fanarinareo

"ahoana ny fahaizanareo mandà"

miteny ratsy

"manozona"

dia ho faty tokoa

"dia tsy maintsy ho faty"

Izay miteny ratsy ny rainy na ny reniny dia ho faty tokoa

Izay miteny ratsy ny rainy na ny reniny dia ho faty tokoa. Afaka atao ihany koa hoe: Ireo manam-pahefana dia tsy maintsy mamono ny olona izay miteny ratsy ny rainy na ny reniny"