plt_tn/mrk/07/08.md

32 lines
977 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Jesosy dia nanohy niteny mafy an'ireo mpanora-dalàna sy ireo Fariseo.
# Afoinareo
"mandà hanaraka"
# hazoninareo mafy
"mitàna mafy" na "tazony fotsiny"
# Tahaka ny ahoana ny fanarinareo ny didy ... mba hitandremanareo ny fomban-drazanareo
Jesosy dia mampiasa io fitsimbadihan-kevitra io mba hitenenana mafy an'ireo mpihaino Azy amin'ny fanariana ny didin'Andriamanitra. DH: "Ianareo mihevitra fa nanao ny tsara tamin'ny fomba nitsipahanareo ny didin'Andriamanitra ka mitazona ny fomban-drazanareo ihany ianareo, kanefa izay vitanareo dia tsy tsara avokoa!"
# ahoana ny fanarinareo
"ahoana ny fahaizanareo mandà"
# miteny ratsy
"manozona"
# dia ho faty tokoa
"dia tsy maintsy ho faty"
# Izay miteny ratsy ny rainy na ny reniny dia ho faty tokoa
Izay miteny ratsy ny rainy na ny reniny dia ho faty tokoa. Afaka atao ihany koa hoe: Ireo manam-pahefana dia tsy maintsy mamono ny olona izay miteny ratsy ny rainy na ny reniny"