plt_tn/mrk/07/05.md

469 B

Nahoana ny mpianatrao no tsy mandeha araka ny fombafomban'ireo loholona, fa mihinana ny mofon'izy ireo amin'ny tanana tsy voasasa?

Ireo Fariseo sy ireo mpanora-dalàna dia mametraka izany fanontaniana izany mba hiantsy ny fahefan'i Jesosy. Afaka atao ihany koa hoe: "Tsy mankato ny fomban'ny lehibenay ny mpianatrao! Tokony hampiasa ny fombanay izy ireo rehefa manasa ny tanan'izy ireo."

mofo

Misolo toerana ny sakafo amin'ny ankapobeny io teny io. DH: "sakafo"