plt_tn/mrk/07/05.md

8 lines
469 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Nahoana ny mpianatrao no tsy mandeha araka ny fombafomban'ireo loholona, fa mihinana ny mofon'izy ireo amin'ny tanana tsy voasasa?
Ireo Fariseo sy ireo mpanora-dalàna dia mametraka izany fanontaniana izany mba hiantsy ny fahefan'i Jesosy. Afaka atao ihany koa hoe: "Tsy mankato ny fomban'ny lehibenay ny mpianatrao! Tokony hampiasa ny fombanay izy ireo rehefa manasa ny tanan'izy ireo."
# mofo
Misolo toerana ny sakafo amin'ny ankapobeny io teny io. DH: "sakafo"