plt_tn/mrk/06/48.md

608 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Raha mbola namakivaky ny farihy ireo mpianatra dia tonga ny tafiotra. Nihorohoro izy ireo nahita an'i Jesosy nandeha tambony rano. Tsy azon'izy ireo ny fomba nampitonian'i Jesosy ny tafiotra.

ora fiambenana fahefatry

Ora eo anelanelan'ny amin'ny 3 maraina sy ny fiposahan'ny masoandro.

matoatoa

fanahin'ny olona iray efa maty na karazana fanahy hafa

Matokia! ... Aza matahotra!

Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy dika, manasongadina amin'ny mpianany fa tsy tokony hatahotra izy ireo. Raha ilaina dia afaka atambatra ho anankiray ireo : "Aza matahotra Ahy!"