# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Raha mbola namakivaky ny farihy ireo mpianatra dia tonga ny tafiotra. Nihorohoro izy ireo nahita an'i Jesosy nandeha tambony rano. Tsy azon'izy ireo ny fomba nampitonian'i Jesosy ny tafiotra. # ora fiambenana fahefatry Ora eo anelanelan'ny amin'ny 3 maraina sy ny fiposahan'ny masoandro. # matoatoa fanahin'ny olona iray efa maty na karazana fanahy hafa # Matokia! ... Aza matahotra! Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy dika, manasongadina amin'ny mpianany fa tsy tokony hatahotra izy ireo. Raha ilaina dia afaka atambatra ho anankiray ireo : "Aza matahotra Ahy!"