plt_tn/mrk/06/42.md

539 B

Nalain'izy ireo

  1. "Nalain'ireo mpianatra" na 2) "Nalain'ny olona"

sombitsombin'ny mofo, izay nahafeno roa ambin'ny folo sobika mitafotafo

"sobika roa ambin'ny folo feno sombitsombin'ny mofo"

sobika roa ambin'ny folo

"sobika 12"

dimy arivo lahy

"5000 lahy"

Nisy dimy arivo ireo lehilahy nihinana ny mofo

Ny isan'ireo vehivavy sy ny ankizy dia tsy nisaina. Afaka atao mazava tsara io fehezanteny io. DH: "Ary nisy dimy arivo ireo lehilahy nihinana ny mofo. Ary tsy nisaina tao anatiny akory aza ny vehivavy sy ny ankizy"