# Nalain'izy ireo 1) "Nalain'ireo mpianatra" na 2) "Nalain'ny olona" # sombitsombin'ny mofo, izay nahafeno roa ambin'ny folo sobika mitafotafo "sobika roa ambin'ny folo feno sombitsombin'ny mofo" # sobika roa ambin'ny folo "sobika 12" # dimy arivo lahy "5000 lahy" # Nisy dimy arivo ireo lehilahy nihinana ny mofo Ny isan'ireo vehivavy sy ny ankizy dia tsy nisaina. Afaka atao mazava tsara io fehezanteny io. DH: "Ary nisy dimy arivo ireo lehilahy nihinana ny mofo. Ary tsy nisaina tao anatiny akory aza ny vehivavy sy ny ankizy"