forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
631 B
Markdown
16 lines
631 B
Markdown
# Fa namaly Izy ka nanao tamin'izy ireo hoe:
|
|
|
|
"Fa namaly Jesosy ka nanao tamin'ireo mpianany hoe: "
|
|
|
|
# Afaka mandeha ary mividy mofo azon'ny denaria roanjato va izahay ka hanome izany azy ireo hoanina?
|
|
|
|
Ireo mpianatra dia mametraka izany fanontaniana izany mba hitenenana fa izy ireo dia tsy afaka mividy sakafo ampy ho an'ireo vahoaka ireo. DH: "Tsy afaka mividy mofo ampy hamahanana an'ireo vahoaka izy ireo, na dia manana roanjato denaria aza!"
|
|
|
|
# roanjato denaria
|
|
|
|
"200 denaria." Ny denaria iray dia vola madinika volafotsy Romanina izay mendrika ny karama iray andro.
|
|
|
|
# Mofo
|
|
|
|
Ny "mofo" dia koba novolavolaina sy nandrahoina.
|