plt_tn/mrk/06/37.md

631 B

Fa namaly Izy ka nanao tamin'izy ireo hoe:

"Fa namaly Jesosy ka nanao tamin'ireo mpianany hoe: "

Afaka mandeha ary mividy mofo azon'ny denaria roanjato va izahay ka hanome izany azy ireo hoanina?

Ireo mpianatra dia mametraka izany fanontaniana izany mba hitenenana fa izy ireo dia tsy afaka mividy sakafo ampy ho an'ireo vahoaka ireo. DH: "Tsy afaka mividy mofo ampy hamahanana an'ireo vahoaka izy ireo, na dia manana roanjato denaria aza!"

roanjato denaria

"200 denaria." Ny denaria iray dia vola madinika volafotsy Romanina izay mendrika ny karama iray andro.

Mofo

Ny "mofo" dia koba novolavolaina sy nandrahoina.